Entrée | 1 miantsoroka |
Radical | 2 soroka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany |
Exemples |
5 Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. [1.369#] 6 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |