|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantefa
Radical  2  antefa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana
5  Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
Explications en anglais  6  to light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
Exemples  7  Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  miantefà
Radical  13  antefa
Partie du discours  14  impératif du verbe actif miantefa
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]
Tableaux et planches  17  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  18  fatimena, miantefa, miantefà, mifañate, fatimena, miantefa, miantefà, mifañate

Mis à jour le 2023/01/20