|
|
|
|

Entrée1  miandry an-drazaka tsy hivalana
Mots élémentaires  2  miandry, tsy, mivalana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] miandry olona ela dia ela, miandry olona tsy ho tonga na tsy hanao zavatra nandrasana taminy

Mis à jour le 2024/12/26