Entrée | 1 miandahy miambavy |
Mots élémentaires | 2 miandahy, miambavy |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy |
Explications en anglais |
5 [1.7] men and women together |
Explications en français |
6 [1.8] hommes et femmes ensemble 7 [1.5#180] hommes et femmes qui travaillent ensemble |
Exemples |
8 Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471] |
Mis à jour le 2024/12/07 |