Entrée | 1 miampofo |
Radical | 2 fofo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany |
Explications en anglais |
5 [1.2] to nurse in the lap. |
Exemples |
6 Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [2.48] 7 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot miampofo |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |