|
|
|
|

Entrée1  mialona
Radical  2  alona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
Explications en anglais  5  to be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
6  to envy, to be jealous of [1.7]
Explications en français  7  être jaloux de, envier [1.8]
Exemples  8  mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472]
Vocabulaire  9  Emotions
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :

Anagrammes  13  alamino, alamony, amalony, aniloam, ialonam, ilomana, imaloan, iolanam, mañaoly, maniloa, maniola, mialona, miolàna, miolana, nimaloa, nimaola, nolamai

Mis à jour le 2023/01/20