|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miakoako
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  mibadabada fiteny, miambakambaka [Betsileo] [1.78]

Entrée (2/2)4  miakoako
Partie du discours  5  nom ou adjectif
Explications en malgache  6  badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) [Betsileo] [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31