|
|
|
|

Entrée1  miakanakana
Radical  2  akanakana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona
Explications en anglais  5  [1.2] to hesitate in speaking, to demur.
6  [1.7] to speak hesitantly or brokenly.
Explications en français  7  [1.8] balbutier, parler avec hésitation; bégayer.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot miakanakana

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21