Entrée | 1 menamena |
Radical | 2 mena |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en anglais |
4 [1.7] light red, reddish |
Explications en français |
5 [1.8] rouge clair, rougeâtre |
Exemples |
6 Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be. [2.332#44] 7 Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643#70] 8 Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana. [2.499#30] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |