|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  melohina
Radical  2 meloka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko [1.1]
Explications en français  5 qu'on courbe [1.3#233, 1.8]

Entrée (2/2) 6  melohina
Radical  7 meloka
Partie du discours  8  verbe passif
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Explications en malgache  13 Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy [1.1]
Exemples  14  Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina. [4.27#]

Mis à jour le 2026/04/20