Entrée | mby | ||||
Partie du discours | particule | ||||
Explications en malgache | Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy [1.1] | ||||
Explications en anglais | At the point of [1.7] | ||||
Explications en français | Sur le point de [1.8] | ||||
Exemples | Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy;
[2.324] | ||||
Mots composés |
| ||||
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |