|
|
|
|

Entrée1  mby
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy
Explications en anglais  4  [1.7] at the point of
Explications en français  5  [1.8] sur le point de
Exemples  6  Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy; [2.324]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10