|
|
|
|

Entrée1  mbetika
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Mbetika... mbetika; enti-milaza hevitra roa samy hafa na matetika mifanohitra mihitsy aza a. min' ny fotoana roa mifanakaiky: Mbetika izy mihomehy, mbetika mitomany [1.1]
Explications en anglais  4  same as vetivety [1.2]
5  sometimes... sometimes... [1.7]
Explications en français  6  tantôt... tantôt... [1.3, 1.8]
Exemples  7  mbetika izy mitomany, mbetika izy mihomehy (Tantôt il pleure, tantôt il rit) [1.3]
8  mbetika izy mirimorimo toy ny hianjera any an-kady tsy fantatra halalina... mbetika manao sangodim-panina eo amin'ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada!.. [2.471]
Tableaux et planches  9  Tous les adverbes

Anagrammes  10  kitambe, mbatike, mbetika

Mis à jour le 2020/07/31