Entrée (1/4) | 1 manohy |
Radical | 2 hohy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [1.1] |
Explications en français |
5 creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (2/4) | 10 manohy |
Radical | 11 tohy |
Partie du discours | 12 verbe actif |
Explications en malgache |
13 manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena 14 tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1] |
Explications en français |
15 ajouter, unir, continuer [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (3/4) | 20 mañohy |
Partie du discours | 21 verbe actif |
Explications en malgache |
22 mihehy [Sihanaka]
[1.78] |
Synonymes | 23 mañoehy |
Entrée (4/4) | 24 manohy |
Partie du discours | 25 verbe actif |
Explications en malgache |
26 maka tantely ao amin'ny tohotra [Tanosy]
[1.78] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 31 homany, homañy, manohy, mañohy, homany, homañy, manohy, mañohy |
Mis à jour le 2023/01/20 |