|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manitsaka
Radical  2  hitsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Bara] mihosy tanimbary
5  [1.1] Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny!
Explications en anglais  6  [1.7] to trample on
Explications en français  7  [1.8] fouler aux pieds
Exemples  8  Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot manitsaka
Illustrations 
17 

Entrée (2/2)18  manitsaka
Radical  19  hitsaka
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en anglais  21  [1.7] to disdain
Explications en français  22  [1.8] dédaigner
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21