Entrée | 1 mavany |
Radical | 2 vany |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Sihanaka]
masiaka, henjana 5 [1.1] Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) |
Explications en français |
6 [1.3#810] hardi, qui ose tout, fort |
Synonymes | 7 mavanivany |
Phytonymes |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |