|
|
|
|

Entrée (1/2)1  matsora
Radical  2  tsora
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany
Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony
Explications en anglais  5  [1.7] liquid, watery, thin; cf. rihitra
Explications en français  6  [1.8] liquide, fluide, cf. rihitra
Exemples  7  matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora. [2.442#]
8  Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499#]

Entrée (2/2)9  matsora
Partie du discours  10  nom
Explications en français  11  [1.196] (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille). [Tankarana]
12  [Sakalava]
Vocabulaire  13  Botanique

Anagrammes  14  asatrom, matsora, soratam, tra-maso, tsaroam

Mis à jour le 2025/02/02