Entrée (1/2) | 1 matsilo |
Radical | 2 tsilo |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao 5 Mahira-tsaina, mahadinika [1.1] |
Explications en français |
6 qui a la vue perçante [1.3#770] |
Exemples |
7 Manan-tsaina matsilo anefa. [1.381#] 8 Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437#] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 matsilo |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en français |
12 (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines. [1.196] |
Vocabulaire |
13 Botanique: (en général) |
Anagrammes | 14 atsilom, lamotsy, matsilo |
Mis à jour le 2023/10/04 |