Entrée matoky (toky)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1]
  [Tambahoaka] Mino [1.78]
Morphologie 
Présent : matoky
Passé : natoky
Futur : hatoky
Impératif : matokia, matokisa
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20