Entrée | 1 mateza dinihina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny fihodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny hasoany amin' ilay mijery azy |
Mots élémentaires | 4 mateza, dinihina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |