|
|
|
|

Entrée1  dinihina
Radical  2  dinika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany
Explications en anglais  5  [1.2] to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished
6  [1.7] to be closely examined
Explications en français  7  [1.3] qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela)
8  [1.8] qu'on examine de près
Exemples  9  Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332#]
10  Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#]
11  Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot dinihina

Anagrammes  18  danihiny, dinahiny, dinihina, hadininy, hanidiny, hidinany, nahidiny, nihidian

Mis à jour le 2024/01/13