Entrée | 1 martiora |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] |
Synonymes | 4 maritiora, martiry |
Titres |
|
Anagrammes | 8 mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara |
Mis à jour le 2020/07/31 |