Entrée | 1 maritiora |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] |
Explications en anglais |
4 a martyr [1.7] |
Explications en français |
5 martyr [1.8] |
Vocabulaire |
6 Religions, Croyances |
Mis à jour le 2020/07/31 |