|
|
|
|

Entrée1  marofy (rofy)
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Santé
Explications en malgache  4  Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1]
Explications en anglais  5  ill, feeble [1.7]
Explications en français  6  débile, maladif [1.8]
Exemples  7  Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Dérivés 
11  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  14  famory, marofy

Mis à jour le 2023/05/15