Entrée | 1 marikivy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana |
Explications en anglais |
4 [1.7] sour, acid |
Explications en français |
5 [1.8] aigre, acide 6 [1.196] qui a un goût acide, aigrelet |
Exemples |
7 Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany. [2.4#] 8 Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |