|
|
|
|

Entrée1  maraina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao
Explications en anglais  4  [1.7] morning
Explications en français  5  [1.8] matin
Exemples  6  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
7  Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470]
8  Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471]
9  Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot maraina

Anagrammes  26 

Mis à jour le 2025/01/21