| Entrée (1/2) | 1 manotrona |
| Radical | 2 otrona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
9 Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina 10 Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to escort
[1.7] |
| Explications en français |
12 escorter, accompagner
[1.8] |
| Exemples |
13 Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
[2.472#101]
|
| Entrée (2/2) | 14 manotròna |
| Radical | 15 otrona |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manotrona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 17 manonotra, manotrona, manotròna |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|