|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manoro
Radical  2  toro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
5  Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/3)12  manoro
Radical  13  noro
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  Manome hafaliana [1.1]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :

Entrée (3/3)19  manoro
Radical  20  oro
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22  mandoro [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
23  mandoro, manimba amin'ny afo [Tanala, Tanosy] [1.78]
24  mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [1.13]
Explications en français  25  mettre en combustion [1.13]
26  brûler, mettre le feu [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Morphologie 
27  Présent :
28  Passé :
29  Futur :
Synonymes  30  mioro

Anagrammes  31  manoro, morano, morona

Mis à jour le 2023/08/11