|
|
|
|

Entrée1  manorina
Radical  2  orina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manangana, mampijoro: Manorina trano
5  Manorina fikambanana, tokantrano
6  Manatsatoka: Manorina famolaina [1.1]
7  manangana [1.13]
Explications en anglais  8  to found, to establish [1.2, 1.7]
9  to raise [1.2]
10  to lay foundations [1.7]
Explications en français  11  poser des fondations: fonder, établir [1.8]
12  bâtir, construire, implanter [1.13]
Exemples  13  Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta. [2.472]
14  Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina [2.48]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  20  manirano, manorina

Mis à jour le 2023/10/17