|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manompo
Radical  2  tompo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manompo

Entrée (2/2)13  manompo
Radical  14  tompo
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Tambahoaka] mararin'ny nendra
Vocabulaire  17  Santé

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21