Entrée (1/4) | 1 manolaka |
Radical | 2 tolaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana 5 Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray 6 Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1] |
Explications en anglais |
7 to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 manolakolaka |
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 15 manolaka |
Radical | 16 tolaka |
Partie du discours | 17 adjectif |
Explications en malgache |
18 Enti-milaza olona manoto vintana [1.1] |
Entrée (3/4) | 19 manôlaka |
Partie du discours | 20 verbe actif |
Explications en malgache |
21 manary zaza [Bezanozano]
[1.78] |
Entrée (4/4) | 22 manolaka |
Partie du discours | 23 verbe actif |
Explications en malgache |
24 mamosavy [Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 25 lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manôlaka, manolaka, nalamako, nalamoka, namalako, namolaka |
Mis à jour le 2022/09/05 |