Entrée (1/3) | 1 manokana |
Radical | 2 tokana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. 5 [1.13] tsy iraisana amin'ny hafa |
Explications en français |
6 [1.13] propre; particulier |
Exemples |
7 Misy menaka fanosotra manokana ihany koa. [2.424#] 8 Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana. [2.117#] 9 Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana. [2.643#] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/3) | 17 manokana |
Radical | 18 tokana |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 [1.1] Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 26 manokàna |
Radical | 27 tokana |
Partie du discours | 28 impératif du verbe actif manokana [Liste complète] |
Explications en malgache |
29 [1.1] |
Anagrammes | 30 amankona, anakonam, anankoam, anokanam, manakona, manakòna, manankoa, manokàna, manokana, manonaka, namanako, nanakamo, nanakoam, nanomaka |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |