Entrée | 1 mankeroa |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa |
Explications en anglais |
4 [1.7] to go there (far away, in sight) |
Explications en français |
5 [1.8#53] aller là-bas, (loin, visible) |
Exemples |
6 [2.996] Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. |
Radical | 7 eroa |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 mankeroa, manorake, namerako |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |