|
|
|
|

Entrée1  manka~
Partie du discours  2  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan-kevitra efatra, eo alohan' ny:
1) fototeny sasantsasany: "mahatonga ho" (ohatra Mankahia)
2) fototeny sasantsasany: "manome" (ohatra Mankahery)
3) fototeny sasantsasany: "manao ho" (ohatra Mankamamy)
4) mpamaritra matoanteny manondro toerana sy ny mpampikambana "amy": "mandeha ho" (ohatra Mankeroa, mankamy)
Explications en anglais  4  [1.7] prefix used to form transitive verbs, some of which have a causative meaning; used with the locatives to form verbs meaning : to go here, to go there, etc
Morphologie 
5  Simple :
Phytonymes 

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21