|
|
|
|

Entrée1 manjono
Radical  2jono
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona.
5Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo.
6Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby. [1.1]
Explications en anglais  7to fish with hook and line. [1.7]
Explications en français  8pêcher à la ligne. [1.8]
Exemples  9 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 manjono, 16 manonjo, 17 monjona

Mis à jour le 2025/11/02