Entrée | 1 manjombona |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be cloudy; be gloomy (of the face) |
Explications en français |
5 [1.3] sombre, obscur, nébuleux être sombre 6 [1.8] être nuageux, sombre; avoir le visage sombre |
Exemples |
7 [1.3#299] Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre) 8 [2.4] Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano. 9 [2.470#26] Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay. 10 [2.442#98] ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro. 11 [2.499#100] hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona! |
Radical | 12 jombona |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manjombona |
Anagrammes | 17 anjombonam, manjombona |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |