|
|
|
|

Entrée1  manjohy
Radical  2  zohy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy
Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita
Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io
Explications en anglais  5  [1.7] to follow; to pursue; to investigate
Explications en français  6  [1.8] suivre; poursuivre
Exemples  7  Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot manjohy

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21