Entrée | 1 manjeny |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Exemples |
3 Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny. [1.264] 4 Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny. [1.244] 5 Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny. [1.277] 6 Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava. [2.895] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 mañenjy, mañinje, manjeny |
Mis à jour le 2020/07/31 |