Entrée (1/2) | 1 manizina |
Radical | 2 izina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io? 5 Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 manizìna |
Radical | 11 izina |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif manizina [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 [1.1] |
Explications en français |
14 [1.3] |
Anagrammes | 15 anizinam, manizina, manizìna |
Mis à jour le 2023/01/20 |