Entrée (1/3) | 1 manindry |
Radical | 2 tsindry |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 9 mañindry |
Partie du discours | 10 verbe actif |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Tanala]
mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) |
Entrée (3/3) | 12 manindry |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en français |
14 [1.196] (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [Bara]
15 [Tandroy] |
Vocabulaire |
16 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |