|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manindrana
Radical  2 indrana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
Explications en français  9 aller à côté de [1.3]
Exemples  10  Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [2.471#15]

Entrée (2/2) 11  manindràna
Radical  12 indrana
Partie du discours  13  impératif du verbe actif manindrana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  14 manandrina, manandrìna, manindrana, manindràna

Mis à jour le 2026/08/15