Entrée (1/2) | 1 manindao |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1] |
Explications en anglais |
4 a yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2] |
Explications en français |
5 Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415#6697] |
Vocabulaire |
6 Espace |
Entrée (2/2) | 7 manindao |
Radical | 8 indao |
Partie du discours | 9 verbe actif |
Explications en malgache |
10 Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1] |
Explications en anglais |
11 to take, to carry [1.2] |
Explications en français |
12 emporter, entraîner [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot manindao |
Anagrammes | 21 amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, mañodina, manodìna, manodina, manondia, miondàna, miondana, namodian, nanodiam, nodainam |
Mis à jour le 2023/06/12 |