|
|
|
|

Entrée1  manifikifika
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Jereo manifika
Explications en anglais  4  [1.7] to shake off
Explications en français  5  [1.8] secouer, repousser en secouant
Exemples  6  [2.472] Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
Radical  7  hifikifika
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2025/02/02