Entrée | 1 mangorovitsika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada |
Explications en anglais |
4 [1.7] to feel itchy; to be uneasy |
Explications en français |
5 [1.8] avoir des fourmis; être inquiet |
Exemples |
6 [2.895] Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery. 7 [2.4] Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako. |
Radical | 8 horovitsika |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mangorovitsika |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |