|
|
|
|

Entrée1  mangorintsina
Radical  2  horintsina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany
5  Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana
6  Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo
7  Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa [1.1]
Explications en français  8  ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne [1.3]
Vocabulaire  9  Santé
Analogues  10  mangintsina, migina, mikiririoka
Mots composés 

Anagrammes  12  angorintsinam, mangorintsina

Mis à jour le 2023/01/20