|
|
|
|

Entrée1  mangitrakitrake
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsileo] mangitakitaka, mangovitra: Mangitrakitraka tokoa any lehe ka traka ao añaty rano manara ao (Mangovitra mihitsy any raha latsaka ao anaty rano mangatsiaka ao)

Mis à jour le 2024/12/07