|
|
|
|

Entrée1  mangetriketrika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Bezanozano] malaza, manetriketrika
4  [1.1] Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana
Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io
Radical  5  hetriketrika
Synonymes  6  mangetrika, manetriketrika

Mis à jour le 2024/12/11