|
|
|
|

Entrée1  manganohano ny ranomaso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo
Mots élémentaires  4  manganohano, ranomaso
Synonymes  5  mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Mis à jour le 2024/12/10