Entrée | 1 mitrahotraho ny ranomaso |
Mots élémentaires | 2 mitrahotraho, ranomaso |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo |
Synonymes | 5 manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso |
Mis à jour le 2023/06/19 |