|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangananganana
Radical  2  hananganana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy
Synonymes  5  manganana

Entrée (2/2)6  mangananganana
Partie du discours  7  adjectif
Explications en français  8  [1.19] [Tankarana] briller, être luisant. (hanakànana).

Mis à jour le 2024/12/11